Dikan'ny teny : mampifilafila

Hampiditra dikany vaovao
1 (fila fila) mt.p. (mampifilafilà): Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampifilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel