Dikan'ny teny : mampiketrona

Hampiditra dikany vaovao
1 (ketrona) mt. p.: Mahatonga fivalombalonana amin'ny tarehy: Ny hahiazana koa mampiketrona ny tarehy fa tsy ny fahanterana ihany akory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel