Dikan'ny teny : mampilendalenda

Hampiditra dikany vaovao
1 (lendalenda) p. t.: Maha-te hihinana fatratra: Mampilendalenda fatratra ireto voankazo masaka mihantonkantona eny ambony hazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel