Dikan'ny teny : mampirina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Manampirina (ampirina) mt. p. (mampirima): Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy. (• Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel