Dikan'ny teny : manabataba

Hampiditra dikany vaovao
1 (tabataba) mt.p. (manabatabà): Manaitra amin'ny horakoraka na ny kotaba: Andeha mivoaka fa mana bataba ny marary. 1 Manahirana, m anelingelin a: Aza mana bataba ahy fa miasa aho. ~ Manakorontana: Manabataba ny faritany io iehilahy io ka tokony horoahina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel