Dikan'ny teny : manaboabo

Hampiditra dikany vaovao
1 (aboabo) mt.p. (mana boaboa): Manavoavo, manaingainga, manambonimbony: Tsy mety ny manaboabo olona mpamita-bahoaka tahaka ireny. ? Midera fatraira, manome voninahitra lehibe, mankalaza izaitsizy: Nanaboabo ny Filoham pirenena ny vahoaka. •Manondrotra, mampakatra, manovona: Amin'ny taona ambony izahay no hanaboabo ny tranonay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel