Dikan'ny teny : manaboribory

Hampiditra dikany vaovao
1 (boribory) mt. p. (manaboriboria): Manao ho boribory tsy misy zoronjorony na motiny kely mihoatra atsy sy eroa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel