Dikan'ny teny : manadangana

Hampiditra dikany vaovao
1 (dangana) mt.p. (manadangàna): Manondrotra avo:Mazàna ny tsy fisian' ny zavatra hovidina no manadangana ny vidim-piainana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel