Dikan'ny teny : manadihady

Hampiditra dikany vaovao
1 (hady) mt. p. (manadihadia): Mamakafaka fatratra hahitana izay fotony: Izahay no nanadihady ilay raharaha - Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel