Dikan'ny teny : manadina

Hampiditra dikany vaovao
1 (adina) mt.p. (manadina): Manontany, mana-vina, manantsafa:Auy manadina ny fahasalaman'ny ankizy; tompako. • Mamototra, misokitra, mandona, ma-ka am-bavany, manao famotorana, manabohy, manafanina: Adiny telo no nanadina azy ny kaomisera • Mi-tsars fahaizana, mampanala fanadinana: Mpampianatra iza no nanadina anareo? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel