Dikan'ny teny : manadombo

Hampiditra dikany vaovao
1 (dombo) mt.p. (manadomboa): Mahatonga ho dombo, tsy maranitra:Ny vato no nanadombo ny antsy. • Mahadonto: Ny hakamoana no nanadombo ny sain y. • Mahatonga ho tsy tiam-bahoaka, mangidy hoditra: Ny fihinanam-bahoaka no nanadombo io mpitondra io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel