Dikan'ny teny : manadonto

Hampiditra dikany vaovao
1 (donto) mt.p. (manadontoa): Mahatonga harenina: Nanadonto azy ilay fahapotrahany. ? Manadombo: Nidofitra tamin'ny vato no nanadonto it? angady ity. ? Mahatonga tsy haranitra: Ny kapoka izaitsizy nafitsokao azy taloha no nanadonto ny sain y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel