Dikan'ny teny : manafatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (hafatra) mt.p. (manafara): Manome zavatra hampanaovina olona: Nanafatra ahy Rabe mba hitondra it? taratasy it? aty aminao. • Mampaka, manao izay hahatongavana, mividy any lavitra: Nanafatra boky, nanafatra mpampianatra any Antananarivo izahay. ? Mamporisika, manoro hevitra:Nanafatra ny mponina ny filohan'ny Nosy mba hiasa daholo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel