Dikan'ny teny : manafintohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tafintohina) mt. p.: Manao izay mahatezitra: Manafintohina mihitsy io zaza io. • Manao toetra tsy mendrika ka mitarika ny hafa hanao toy izany: Loza ho an'izay manafintohina ny zaza madinika Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel