Dikan'ny teny : manafohy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fohy) mt.p. (manafoheza): Manao izay hahafohy: Iza indray no nanafohy ity akanjonao, Ramasaka, hoy ny uadiny taminy? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel