Dikan'ny teny : manafotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (safotra) mt p. (manafora): Manototra: Nanafokenatra azy ny namany. • Manosotra: Nanafotra sokay ny rindrina izy. •Manenjina, mahafanina mahatonga ho safotra: Angamba ny hainandro no nanafotra it? rasa i-t?• Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel