Dikan'ny teny : managorobaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (gorobaka) mt p. (managorobaha): Mandoaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy: Nanagorobaka ny rindrina ireo jiolahy. ? Enti-milaza zavatra mandoaka zavatra hafa iray ka tata• voaka maninteraka itj+ faharoa: Nanagorobaka ilay hazo fisaka ny bala Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel