Dikan'ny teny : manaha

Hampiditra dikany vaovao
1 (haha) mt.p. (manahà): Mamaha: Vao tonga rainy dia nanaha ny entany ireo zanany. ? Manala amin' ny fatorana: Ise no hanaha ny ondry rahampitso maraina. ? Manasaratsaraka: Mana-ha kofehy. ? Manafaka, mamotsotra: Mbola tsy nanaha mpigadra ny Filohan'ny Nosy. ? Mandrava: Manaha famantaranandro. Ahitsio
2 (taha) mt.p. (manahà): Manome zavatra hatao taha na onitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel