Dikan'ny teny : manahaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hahaka) mt.p. (manahafa): ManelY, manaParitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto? ? Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany ery' io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono. ? Manala baraka, manaratsy:Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika Ahitsio
2 (tahaka) mt.p. (manahafà): Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny it? zaza it5 fa tsy manahaka an-drain y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel