Dikan'ny teny : manahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ahana) mt s. (manahàna): Mijanona, miato. ? Mitsatoka mijanona eo ambaravarana: Midira raha hiditra fa aza manahana eo antokonana eo. - F.-p.: Manahana ny andro na mivava ahana ny andro: mby eo an-tokonana ny andro. ¶ M.h.: Mitsidika ny andro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel