Dikan'ny teny : manahirana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sahirana) mt.p.: Manome raharaha, ahiahy: Manahirana ahy it? toe-Javatra it?, ? Mahasanganehana, mahavaka, mampiroahana: Nanahirana azy ny fanontaniana nataoko tommy. ? Mahasosotra, mahasorena: Manahirana ahy Rangahy iny ka lazao hoe tsy ato aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel