Dikan'ny teny : manahy

Hampiditra dikany vaovao
1 (ahy)mt.p. (manahia): Manana eritreritra be ny amin'ny..., tsy mety mitony saina: Aza manahy ny ho avinareo fa ny adidinareo ankehitriny tontosaina Mora ? Matahotra: Manahy aho sao manao tsirambina ny fianaranao ianao ka tsy ho afa-panadinana - F.-p.: Manahy katsaka: manahy nify, tsy maha-kombom-bava fa mamela ny nify hiseho, enti-milaza fahakiviana. / Manahy elatra: entimilaza ny vorona mamelatra ny elany eo am-pitoerana mova tsy ny manahy azy; h. o.: mitanina andro na mitapy andro; ilazana koa ny tsy manan-katao fa malaina sy kamo. Ahitsio
2 (hahy) mt.p. (manahaza): Mamelatra zavatra amin'ny toerana azon'ny masoandro mba ho maina: Manahy vary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel