Dikan'ny teny : manaikitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (kaikitra) mt.p. (manaikera): Miketoka, mamely amin'ny nify: Avy hatrany dia manaikitra io alika io fa tandremo. ¶ M.h.: Mandramatra ? Manindrona: Manaikitra ny moka amin'ny fahavaratra. ? h. o.: Masiaka amin'ny lanilany: Manaikitra ny sakay. ? Maharary: Manaikitra ny kiraro fa uao. 1 Mihinana, mahazo tsara, miraikitra tsara:Tsy manaikitra ity tondra / Tsy manaikitra tsara ny loko natao tamin'it? lamba 1t?. ? Masiaka, sarotiny, tsy azo hatonina: Manaikitra ny lehibenay fa aza mitsiditsidika any am-piasanay any ianao. ¶ .h.: Miketoka, manaketoka, mikaretoka, manakarepoka, manakaretoka, marnazana, manatandra, mandramatra, mandrambo, mandrovitra, mandriatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel