Dikan'ny teny : manaja

Hampiditra dikany vaovao
1 (haja) mt p. (manajà): Manome voninahitra: Manajà ny ray aman-dreninao mba ho ela uelona ianao. ? Manao ho zavatra, miraharaha, manampo: Manaja fotoana / Manaja ny raharahany izy. - F.-p.: Manaja fotoana: tsy mandiso fihaonana nifanarahana na ny pailc' andro nambara. /Manaja ny teny natao: tsy mivadi-bolana na mitsoateny, fa mitana ny teny na-tao hatramin'ny farany. /Ma-naja tena: tsy mampiseho toetra na fomba ratsy mety hanala baraka tena, fa vonona hitana ny laza soa ananana; io f: p. io koa anefa dia enti-milaza ireo miolonolona tsy mety hihosinkosina a• min'ny raharaha iraisana, fa toa mihatakataka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel