Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : manakarainkona
Hampiditra dikany hafa
(karainkona) mt. p.: Mampivonkina na mampiketrona tampoka: Manakarainkona ny hozatra ny hatsiaka ¶ M.h.: Mampikarainkona, manakainkona, mampionkina, mampivonkina
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha