Dikan'ny teny : manaketraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (ketraka) mt.p. (manaketraha): Manao izay tsy hahahenjana; managedragedra: Iza no nanaketraka fty kofehy it? toy izao? 1 Mampitony, m anale f aka: Manaketraka ny hozatra it? fanafody ity. (• Mandreraka: Nanaketraka azy ny raharaha betsaka nataony. ? Mahakivy, maharera-Po, mamP?aviravy tanana: Aoka tsy hanaketraka anao ny tsy fahombiazana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel