Dikan'ny teny : manakipaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (kipaka) mt.p. (manakipaha): Manala, manesotra, manendaka: Handalotra angaha ry zareo atsy avaratra fa nanakipaka ny tsihy tao aminy vao maraina. 1 h.o.: Manary: Tsy tsara ny manakipaka ny havana mahantra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel