Dikan'ny teny : manakisaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (kisaka) mt.p. (manakisaha): Mamindra toerana ka tsy bataina fa atosika akorisa; manosika ho eo an-tsisintsisiny, mampihataka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel