Dikan'ny teny : manakitrana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kitrana) mt.p. (manakitràna): Mampifampikasoka, mampaneno: Nisy nanakitrana ny vilany tao andakozia halina 1 Manakorontana, mampiady, mampirisika hiady: Io vehivavy io ihany no nanakitrana azy mivady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel