Dikan'ny teny : manakivilivily

Hampiditra dikany vaovao
1 (kivilivily) mt p. (manakivilivilia): Mampihetsika zavatra hankatsy hankaroa: Manakivilivily hazo. ΒΆ M.h.: Manasavilivily, mampisavilivily, manakipilipily. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel