Dikan'ny teny : manakivy

Hampiditra dikany vaovao
1 (kivy) mt.p.: Manao izay hahakivy, mahatonga ho kivy, ketraka, rera-po: Tsy nisy nanakivy azy velively fa izy no efa ts? tia io osa io ka nametra-pialana Ahitsio
2 Aza mandrera-tena ambony ihany amin'ny fiheuerana izay mety hanjo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel