Dikan'ny teny : manakolaka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Manatakolaka (takolaka) mt.p. (manakolaha): Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao. ~ Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel