Dikan'ny teny : manakolikoly

Hampiditra dikany vaovao
1 Manolikoly (koly, kolikoly) mt.p. (manakolikole, manolikole): Manambitamby tafahoatra, manangolfngoly: Izy no nanolikoly ny zarako ka nahasimba azy. ? Manome vola n-. zavatra tsy ara-dalàna: Tokony hosazina izay manolikoly ny mpiasam-panjakana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel