Dikan'ny teny : manakombona

Hampiditra dikany vaovao
1 (kombona)mt, p. (manakombdna): Mampifanatona zavatra roa mihataka ka manao izay hifanaronany: Manakombona ny tanana (tandremo fa na dia mitovy aza ny hevitra, ny fiteny samy hafa: Manakombona boky, manakatona varavarana, manakimpy ny maso). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel