Dikan'ny teny : manakona

Hampiditra dikany vaovao
1 (takona) mt.p. (manakàna): Manarona, mandrakotra: Misy rahona manakona ny masoandro. ~ Manakana tsy habita: Mihataha kely fa manakona ahy ianao. ~ Manakana tsy ho lrita, tsy ho tratran'ny hazavana: Tapaho io hazo io fa manakona ny tranonay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel