Dikan'ny teny : manakorontana

Hampiditra dikany vaovao
1 (korontana) ma p. (manakorontàna): Ma-nimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin'ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra? ~ Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel