Dikan'ny teny : manakotrana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kotrana) mt.p. (manakotràna): Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny uarauaranay rahalina. ~ Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro a-man 'alina • Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel