Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hiditra
Dikan'ny teny : manakovilavila
Hampiditra dikany vaovao
1
(kovilavila) mt p. (manakovilavilà): Mampiolikolika manketsy mankeroa: Manakouilavila ny fandehany ny mamo; ~ Mampisavilivily: Aza manakouilauita tanana toy izao rehefa mande ha.
Ahitsio
Fitadiavana teny
Teny hotadiavina:
Submit
Cancel