Dikan'ny teny : manalady

Hampiditra dikany vaovao
1 (halady) mt.p. (manaladia): Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao). 1 Mitsapa alahelo, mamangy amin'ny fahoriana: Avy manalady anareo, tompoko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel