Dikan'ny teny : manalalana

Hampiditra dikany vaovao
1 (alalana) mt.p. (manalalàna): Manelanelana: Manalalana antsika amin'Andriamanitra ve ny Razana? ~ Mitondra hafatra: Rabe no nalefako hanalalana tany amin'ny lehibe, nefa mbola tsy nahazo uallny aho. ? Miraharaha zavatra amin'ny fanelanelanana: Tsy uitanao mivantana io fa aoka ianao hanalalana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel