Dikan'ny teny : manalasala

Hampiditra dikany vaovao
1 (sala) mt.s. (manalasalà): Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra ~ Mametraka eo anelanelan'ny zavatra roa. ~ Miteraka fihambahambana mahatonga hisalasala: Manalasala ohatra ny uozon'akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel