Dikan'ny teny : manalava

Hampiditra dikany vaovao
1 (lava) mt.p. (manalauà): Manohy, manovona: Iza no nanalava it? tady it?? ~ Mahatonga hitaritarika, mampitarozaka: Manalava resaka koa Rangahy iny ka very foana teto ny andro. ~ Manela: Manalaua ny adin' ny oiona io mpitsara io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel