Dikan'ny teny : manalefaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (lefaka)mt.p. (manalefaha): Mampahatonga malefaka, mora alefitra: A-tao anaty rano ny hazo hana-1e faka azy. 1 Mampitony, manaketraka: Manalefaka ny alaheloko ny tenin'ny raiko. ~ Mampihena: Manalefaka ny hainandro ny ranonorana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel