Dikan'ny teny : manalehibe

Hampiditra dikany vaovao
1 (lehibe) mt.p. (manalehibiaza): Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany. 1 Mampitombo ny sary ahitana zavatra: Manalehibe ny zauatra jerena it? solomaso it?. 1 Manitatra, mampitombo filaza: Tsy mety ny manalehibe na manakely ny zavatra natao fa izay izy ihany no izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel