Dikan'ny teny : manalemy

Hampiditra dikany vaovao
1 (lemy) mt.p.: Mahatonga halefaka: Ny vola nomeko azy no nanalemy azy. 1 Mampitony, manalefaka: Ny fifonako taminy no nanalemy ny hatezerany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel