Dikan'ny teny : manalina

Hampiditra dikany vaovao
1 (alina) mt.p.: Mitana hatramin'ny fahatongavan' ny alina, mitana ela loatra: Nanalina ahy ny resa-dRabe omaly. - F.-p,: Manalina andro: mitana ela loatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel