Dikan'ny teny : manalo

Hampiditra dikany vaovao
1 (alo) ma p.: Manasaratsaraka ny ira alohan'ny hanenomana: Efa manenona ve Rasoa izao? — Tsia, mbola manalo ny foly izy ao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel