Dikan'ny teny : manaloka

Hampiditra dikany vaovao
1 (aloka) mt.p. (mana-lofa): Manome aloka, miaro amin'ny hainandro: Mikisaha etsy avaratra fa bey mis), manaloka anao eo amin'ny misy anao eo. ? Mampahamaizina: Arodany io rindrina io fa manaloka be ihany. ~ h. o.: Manakona ny voninahitra ka mampihena ny fahefana: Betsaka ny andriana ambony novonoin-dRanavalona reniā€¢ ny fa natahorany hanaloka a-z y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel