Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : manamaizina
Hampiditra dikany hafa
(izina) mt.p.: Mahatonga ho maizina: Manamaizina ny trano io hazo midoroboka io ka aoka hotapahina
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha