Dikan'ny teny : manamanitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (hanitra) mt.p. (manamanira): Manao izay hahamanitra, hahatsara fofona: Manamanitra ny rivotra ny voninkazo. ~ Mahandro vary ho masaka tsar& Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel